|
|
|
|

Teny iditra (1/8)1  i
Sokajin-teny  2  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  3  Tarehintsoratra fahavalo ary zanatsoratra fahatelo amin'ny abidy malagasy. Raha mamaran-teny ny i dia atao y: Tany. Ny amin'ny feony kosa, dia izao no tsara homarihina: raha ialohan'ny a na i dia atao indray mitonona ny a sy ny i: aina (ai - na) afa-tsy raha tovona nya eo aloha, ka amin'ny izay kosa dia mitonona misaraka izy roa: ailika (a - i - lika). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  La huitième lettre de l'alphabet malgache et la troisième des voyelles. L'i suivi de g, h, k, ng, nk, se répercute légèrement après ces lettres devant a, e, o, de la syllabe suivante: Igagana, igiagana; Isika, isikia; Mainka, mainkia, Ikopa, ikiopa; Ikoto, ikioto. [1.3]
Tsanganana sy sary iray takila  5  Ny abidia
Lahatsoratra  6  Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Sary 
7 

Teny iditra (2/8)8  i~
Sokajin-teny  9  tovona
Fanazavàna teny malagasy  10  Fanao a) eo alohan'ny anaran-tsamirery milaza olona ka tsy manomboka amin'ny Ra na Andrian:Ikoto / Ny satrok'i Paoly. b) eo alohan'ny anaran-tsamirery milaza tany na tanaàna na renirano na farihy tsy misyAn naAm:Ihosy / Ny tanànan'i Betafo. d) eo alohan'ny anarana iombonana sasantsasany misy fifandraisana ara-pihavanana:i dada, i zandry. [1.1]
11  Hita amin'ny fiforonan'ny teny sasantsasany, toy ny ilay, ikala, izato, iny, izaho, izahay, izy, ise, isika, ianareo, ivelany, ivoho, imaso, ilalana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12  Prefix used as follows : a) before proper names, as : Kòto, Ikòto b) in forming place names, as : Mèrina, Imèrina: Ifanadiana c) to make a noun into a preposition or an adverb, as : maso, eye; imaso, in plain sight; voho, the back; ivoho, behind [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13  Sert à former des adverbes et des prépositions et équivaut à une préposition: à, sur : Imaso, aux yeux de; Ivoho, sur le derrière de. [1.3]
14  Article personnel, se met devant les noms propres de personnes, devant les noms de lieux, ainsi que devant certains noms communs, et remplace alors Ra ou Andrian- : Iboto, Ifara, Ivato, Ifandana; Ikaky, Ineny, irainao, izokinao, isakaizanao. [1.3]
15  Préfixe a) se met devant les noms propres; ex. : Kòto, Ikòto b) se met devant les noms de lieu; ex. : Merina, Imerina; Ifanadiana c) sert à former des prépositions et des adverbes; ex. : maso, imaso; voho, ivoho [1.8]
Kamban-teny 
Anaran-toerana 

Teny iditra (3/8)18  i
Sokajin-teny  19  mpanoritra
Fanazavàna teny malagasy  20  Ny [1.78]
Tsanganana sy sary iray takila  21  Ny mpanoritra rehetra

Teny iditra (4/8)22  i
Sokajin-teny  23  tenim-piontanana
Fanazavàna teny frantsay  24  Non. I! inona no izany eo. Non, cela n'est pas vrai. [1.3]
Tsanganana sy sary iray takila  25  Ny tenim-piontanana rehetra

Teny iditra (5/8)26  i
Sokajin-teny  27  mpisolo anarana
Fanazavàna teny malagasy  28  izy [1.78]
Tsanganana sy sary iray takila  29  Ny mpisolo rehetra
30  Ny mpisolo rehetra

Teny iditra (6/8)31  I
Sokajin-teny  32  mpisolo anarana
Fanazavàna teny anglisy  33  aho, izaho; aho is chiefly used after the predicate, and izaho is used before [1.2]
34  izahomgpn, ahomgpn [1.17]
Tsanganana sy sary iray takila  35  Ny mpisolo rehetra

Teny iditra (7/8)36  I
Sokajin-teny  37  mpamaritra
Voambolana  38  Matematika: rafitrisa
Fanazavàna teny malagasy  39  Marika romana izay milaza ny isa 1 [3.1]
Anaran' olona 
Tsanganana sy sary iray takila  41  Ny isa

Teny iditra (8/8)42  I
Sokajin-teny  43  anarana (eva)
Voambolana  44  Simia
Fanazavàna teny malagasy  45  iôdy. Singa mivaingana, faha-53 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  46  Iodine [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  47  Iode [3.1]
Tsanganana sy sary iray takila  48  Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/31